txy_jdg_text_udb/02/11.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 11 Nanao ze rasy teo amasony i Yaveh vahoaky i sraely dra nanompo an'i Bala ze ereo. \v 12Nisaraky tamin'ny Yaveh ze ereo, gny Zagnahariny gny razan'ereo, ze nindesa anereo niboaky boak'ao amigny tany Egypta. Nagnaraky reo zagnahari-hafa ereo, reo tena zagnaharin'ireo vahoaky ze nagnodidy anereo, dra nekohoky tamireo. Nagnesiky gny fahatezeran'i Yaveh ereo akory \v 13nisaraky tamin'i Yaveh dra nanopo an'i Bala vo reo Astarta.