txy_jdg_text_udb/03/26.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 26 Raha teo am-pandignisa reo mpanompo, dra nagnontany vata gny amin'izay tokony hatao izy reo, nandososy i Ehoda ka nagnalavisy gny toera misy reo sarin-draha voasokisin'ereo sapy, dra noho zay dra nandososy tagny Seirata izy.\v 27 Fa gny avy izy, dra nisioky gny trompetra raiky teo amy tany havoan'i Efraima. Ka niboaky niaraky taminzay laha tagny amy havoa gny vahoakin'Israely, dra izy gny nitariky anazy reo.