txy_jdg_text_udb/13/17.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 17Dra hoy i Manoa tamigny azelin'i Yaveh ho: "Iza gny agnaranao, ba hahafahanay magnoma voninahisy anao gny fa tateraky reo zakanao?" \v 18Dra hoy gny azelin'i Yaveh taminazy ho: "Nagnino gny magnotany gny agnarako hanao? Soasoa zay!"