txy_jdg_text_udb/12/05.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 5 Nisamborin'ireo Gileadita reo fitan'i Jordana magnagny Efraima. Raha misy amin'ireo sisa velo mizaka ho:''Angao zaho hisaky gny renirano,''dra hizaka anazy reo lelahin'i Gileada ho:Efraimita se ianao?''Raha mizaka izy ho:''Haha''\v 6 dra hizaka aminazy ereo ho:''Tognony ho:Shiboleta, ''dra raha mizaka izy ho:''Siboleta''(satria sy nahay nanogno gny zaka mazava izy), dra hosamborin'ireo Gileada izy dra hovono eo amy fitany Jordana. Ro arivo sy efasy aly reo Efraima nivono tamin'izay fotoa zay.