txy_jdg_text_udb/20/03.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 3Dra ren'ireo olon'i Benjamina fa niaraky tagny Mizpa reo vahoakin'Israely. Reo olon'Israely nizaka ho: "Zakao anay ho akory gny nahavy anizao raha-rasy zao." \v 4Gny Levita, valin-drapela raiky ze nivonony, namaly ho: "Nagnagny Gibea agny amigny farisy ze an'i Benjamina zaho, izaho vo gny valisindranoko, ba handay gny hariva.