txy_jdg_text_udb/15/17.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 17Gny fa patisy gny zakan'i Samsona, dra nalagnorano, dra tonoka ho Ramata Lehy gny toera. \v 18Nangetaheta fatrasy i Samsona dra nitoka an'i Yaveh dra nizaka ho: "Nagnome anity fandresena lahibe tihoky tamigny panoponao hanao. Kanefa amizao koa moa ra ho matinigny hetaheta zaho dra ho lavo eo atagnan'ireo ze sy voatapaky?"