txy_jdg_text_udb/12/10.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 10 Maty Ibzana dra nalevy tao Betlehema.\v 11 Tafarany dra i Elona gny Zebolonita gny niasa manahaky gny pisara an'Israely. Nisara an'Israely nandrisy gny folo tao izy.\v 12 Maty i Elona gny Zebolonita dra nalevy tao Aialona tagny amy tanin'i Zebolona.