txy_jdg_text_udb/07/22.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 22Gny fa nisofin'ereo gny tropetra telozato, dra nataon'i Yaveh nifamely tamigny sabasy reo Midianita vo gny namany dra gny tafiny aby. Dra nienga hatragny Beti-Sita hatragny Zereraha gny miaramila, hatragny amigny faritanin'i Abela-mehola, agnilan'i Tabata. \v 23Tonokany fatrasy reo lelahin'i Israely boak'agny Naftaly, Asera, dra Manase aby, dra nagneziky gny Midiana ereo.