txy_jdg_text_udb/20/47.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 47Nefa lelahy enizato gny nihody dra nienga tagny agnefisy, nagnagny amigny vatolapin'i Rimona. Nitoby tagny amigny vatolapin'i Rimona nandrisy gny efa-bola ereo. \v 48Nihery hanohisy reo olon'i Benjamina reo maramilan'Israely dra nanafiky vo namono anereo__gny tana manotolo, reo biby teza, dra reo raha aby ze hitan'ereo. Noroan'ereo avo koa reo tanan'aby tegny amigny lalan'ereo.