1 line
440 B
Plaintext
1 line
440 B
Plaintext
\v 22Nanapaky teo amin'Israely nandrisy gny telo tao i Abimeleka. \v 23Da nandefa fagnahy rasy teo amin'i Abimeleka vo reo pitarik'i Sekema Zagnahary. Namadiky gny toky zay nanagnan'izy reo tamin'i Abimeleka reo pitarik'i Sekema. \v 24Nanao zay Zagnahary ba ho voavaly faty gny herisetra natao tamin'ireo zanak'i Jerobala fitopolo lahy, dra ho voata ho tompon'atoky reo olon'i Sekema satria nagnapy anazy namono an'ireo rahalahiny izuy reo. |