txy_jdg_text_udb/09/19.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 19Raha nanao gny mary vo mahisy tamin'i Jerobala vo gny akohonany handrareo, dra tokony hiravoravo amin'i Abimeleka, dra hagnenga anazy hiravoravo amindrareo. \v 20Fa gny sy zay, dra aoka hisy afo hiboaky avy ao amin'i Abimeleka dra hagnoro gny olon'i sekema vo Beta-milo. Aoka hisy afo hiboaky avy ao amin'ireo olon'i Sekeka vo Beta-milo hagnoro an'i Abemeleka.''' \v 21Nandososy dra nienga i Jotama, dra nandeha tagny Bera izy. Nitoboky tagny izy satria lavisy an'i Abimeleka rahalahiny zay.