txy_jdg_text_udb/20/19.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 19Nifoha maraindray reo olon'Israely dra namindra gny tobiny agnilan'i Gibea. \v 20Niakasy hialy amin'i Benjamina reo olon'Israely. Nametraky reo toerana amigny aly tagny Gibea izy reo. \v 21Niboaky avy agny Gibea reo olon'i Benjamina, dra namono lelahin'ny tafik'Israely ro arivo vo ro aly taminizay andro izay.