txy_jdg_text_udb/16/23.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 23 Niaraky nivory reo mpanapak'ireo Filistina ba hanolosy soro lahibe ho an'i Dagona zagnaharin'ereo, dra hifaly.Hoy ereo ho:'nandresy an'i Samsona fahavalosika gny zagnaharisika dra nametraky anazy teo ampelan-tagnasika izy.''\v 24 Fa gny nahita anazy gny vahoaky , dra nidera gny zagnaharin'ireo,satria hoy ereo ho:''Fa nandresy reo fahavalosika gny zagnahasika dra nagnome anazy ho asika-gny mpandrava gny tanasika , zay namono gny maro tamisika.''