1 line
465 B
Plaintext
1 line
465 B
Plaintext
\v 7Dra hoy Yaveh tamin'i Gideona ho: "Amigny alalan'ireo telozato lahy ze nilelasy gny rano, gny hagnavotako andrareo, vo hagnomezako andrareo gny fandresena eo amireo Midianita. Aoky gny lelahy hafa hihery agny atanany aby." \v 8 Dra nangalaky reo vasiny vo reo tropetrany reo ze voafily. Napolin'i Gideona gny lelahin'Israely aby, gny lelahy aby ba samby ho ao an-dainy, nefa nazogniny reo telozato lahy. DRa gny tobin'i Midiana dra tao ambaniny tao an-dohasaka. |