txy_jdg_text_udb/03/09.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 9 Fa gny nitoka fatrasy an'i Yaveh gny vahoakin'Israely, dra nanandrasy olo ba ho avy hamozy gny vahoakin'Israely i Yaveh, vo hagnavosy anazy reo:Otniela zanadahin'i Kenaza (zain'i Kaleba).\v 10 Nagnome hery anazy gny fagnahin'i Yaveh, dra nisara an'i Israely izy dra niboaky tagny amy aly.Nomen'i Yaveh fandrese teo anatrehan'i Kozana-risataima Pazakan'i Arama izy. Nandresy an'i Kozana-risataima gny tanan'i Otniel.\v 11 Nilamy gny tany nandrisy gny efapolo tao. Laha teo dra maty i Otniela zanadahin'i Kenaza.