txy_jdg_text_udb/21/01.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 1Dra gny lelahin'Israely nanao fapanatena tao Mizpa ho: "Sy hisy amisika hagnome gny zanakapelany hanambaly Benjamita." \v 2Dra nagnagny Betela gny vahoaky dra nitoby tagny teo agnatrehan'Agnahary hatramigny hariva, dra nitomagny fatrasy tamigny feo abo ereo. \v 3Hoy ereo nitoka fatrasy: "Nagnino, ry Yaveh, Zagnaharin'Israely, gny nitranga tamigny Israely zao, dra sy ho eto aminay sasy gny raiky amireo fokonay amizao?"