txy_jdg_text_udb/04/01.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 1Tafaranigny nahafatesan'i Ehoda, dra nanao ze rasy teo amason'i Yaveh ndraiky gny vahoakin'Israely. \v 2Navaros'i Yaveh teo atagnan'i Jabina pazakan'i Kanana ze nazaka tao Hazora ereo. Gny agnaranigny pitari-tafiny dra i Sisera, dra nipetraky tao Harosetan'ireo Jentilisa izy. \v 3Nitoka vozy fatrasy tamin'i Yaveh gny vahoakin'Israely, akory nana kalesy vy sivazato Sisera dra napahory gny vahoakin'Israely tami-kery nandrisy gny ropolo tao izy.