txy_jdg_text_udb/14/19.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 19Dra avy tapoky tami-kery tao amin'i Samsona gny Fagnahin'i Yaveh. Nizoso tao Askelona tamigny lelahin'ereo telopolo tamigny lelahin'ereo. Nalany gny raha nobabon'ereo, dra nameny reo ze nagnazava gny akamatasy gny akazon'ereo. Tami-fahoria fatrasy, dra niakasy tagny amigny tragnonigny babany izy. \v 20Natolosy gny namany mariny anazy gny valin'i Samsona.