txy_jdg_text_udb/04/23.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 23Dra tamizay andro zay gny nandresen'Agnahary an'i Jabina, pazakan'i Kanana, teo anoloanigny vahoakin'Israely. \v 24Gny herinigny vahoakin'Israely dra nihanatazaky hatragny nanoloa gny pazakan'i Kanana, mandra-pandringanan'ereo anazy.