txy_jdg_text_udb/11/23.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 23 Dra tafaran;izay Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, dra nandroaky reo Amorita teo anatrehan'i Israely vahoakany, ka tokony hangalaky ho fanagna gny tanin'ireo se ianao amizao?\v 24 Moa sy hangalaky gny tany ze nomen'i Kemosy, zagnaharinao ho anao se ianao?Noho zay na ino na ino tany omen'i Yaveh Zagnaharisika asika, dra ho alasika .\v 25 Dra soa noho i Balaka zanadahin'i Zipora, Pazakan'i Moaba se ianao?Mahavany nialy hevisy tamin'Israely se izy?Mahavany nanangan'aly tamin'ireo se izy?