1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 13Gideona, zanadahin'i Joasy, dra naheriny boak'agny amigny aly dra nandalo teo lalan'i Heresa. \v 14Niteno tamina zatovolahy raiky boaky amigny ponina tao Sokota izy dra nitalia torohevisy taminazy. Nizakanigny tovolahy anazy gny mombamomba anireo pitariky gny Sokota vo reo loholo tao, fito amby fitopolo lahy ereo. |