txy_jdg_text_udb/20/29.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 29Dra nametraky olo tagny amigny toerana miafina nagnodidy an'i Gibea i Israely. \v 30Nialy tamin'ireo olon'i Benjamina ireo olon'Israely tamigny andro fahatelo, dra nametraky gny filaharan'aly nanohisy an'i Gibea izy reo araky izay fa nataony teo aloha.