txy_jdg_text_udb/20/27.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 27Nagnotany an'i Yaveh ireo olon'Israely__satria tagny gny fiaran'ny fagneken'i Zagnahary tamin'izay andro izay, \v 28Dra nanopo teo agnatrehan'ny fiara i Fineasy zanak'i Eliazara zanaky lahin'i Arona tamin'izay andro izay___''Tokony hiboaky hialy amigny olon'o Benjamina, rahalahinay, indray koa se izahay sa hizano?'' Hoy Yaveh ho: ''Tafiho, satria hagnapy andrareo handresy anazy ireo zaho maraindray.''