txy_jdg_text_udb/04/17.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 17Nefa Sisera nienga atomboky tagny amigny lain'i Jaela, valin'i Hebera Kanita, akory nihava i Jabina pazakan'i Hazora, vo gny akohonan'i Kenita. \v 18Niboaky hihao amin'i Sisera i Jaela dra nanao taminazy ho: "Mivilia, ry topoko, mivilia aminahy atiky dra ka matahosy." Dra nivily tagny aminazy izy dra nilisy tao amigny lainy, dra nirakofany tamigny bodofosy izy.