txy_jdg_text_udb/04/08.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 8Hoy Baraka taminazy: "Raha miaraky aminahy hanao, dra handeha zaho, nefa raha sy miaraky aminahy hanao, dra sy handeha zaho. \v 9Hoy izy: "Hiaraky aminao vatany zaho. Na izay aza, na lala ze andehanandrareo drasy hitariky andrareo agny amigny voninahisao, fa hivarosy an'i Sisera eo atagnanigny apela i Yaveh." Dra niakasy Debora dra niaraky tamin'i Baraka nagnagny Kadesy.