txy_jdg_text_udb/18/07.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 7Dra lasa reo lelahy dimy dra avy tao Laisy, dra nahita ereo fa niay apedagna gny vahoaky, manahaky gny fomba niegnan'ireo Sidoniana, sy voa-korota vo voaaro. Sy nisy nambabo na napasiaky anereo tamigny fomba aby tao amigny tany. Nony lavisy anigny Sidoniana ereo dra sy nana fifandresa tamin'iza na iza. \v 8Nihery tagny amigny fokony agny Zora vo Estaola ereo. Dra nagnotany anereo gny apela ho: "Ino gny tatisindrareo?"