txy_jdg_text_udb/21/13.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 13Nandefa hafasy tamireo vahoakin'i Benjamina ze tagny amigny harambaton'i Rimona gny fengona manotolo fa nanolosy fihavana ho anereo ereo. \v 14Nihery tamizay andro zay reo Benjamita dra name anereo gny apelan'i Jabesy Gileada, nefa sy apy ho anazy aby reo gny apela. \v 15Nanegny tamizay nitranga tamin'i Benjamina gny vahoky, akory nizarazaran'i Yaveh reo fokon'Israely.