txy_jdg_text_udb/20/43.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 43Nihodidy an'ireo Benjamina ereo, nanao haza-lambo anereo dra nagnosiosy anereo tagny Noaha, tagny amigny lalanigny asignanan'i Gibea. \v 44Valo arivo sy ray aly gny olo maty boak'ao amigny fokon'i Benjamina, gny tamin'ereo aby dra lelahy niavaky tamigny aly.