txy_jdg_text_udb/20/40.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 40Gny nanomboky nisy andrindraho niboaky avy tao amigny tana dra nitoliky reo Benjamita dra nahita hoto nagnaniky gny lagnisy avy eo amigny tana aby. \v 41Dra nivaliky tamin'izy reo gny olon'Israely. Raiki-tahosy reo lelahyn'i Benjamina, fa hitan'izy reo fa avy tamin'izy reo gny loza.