txy_jdg_text_udb/20/32.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 32Dra hoy gny olon'o Benjamina ho: ''Resy izy reo dra nandososy lavisy asika, manahaky gny tamigny volohany avo.'' Saiky hoy reo maramilan'Israely ho: ''Andeha isika hilomay hihery dra handroaky anazy reo hiala amigny tana ho egny andala.'' \v 33Dra nisanga avy teo amigny toeran'izy reo gny olon'Israely aby dra nanao filaharan'aly tagny Bela-tamara. Dra nilomay niboaky avy tao amigny fitobohany ireo maramilan'Israely izay nivony tao amigny toerana fivonia tao Mare-gibea.