txy_jdg_text_udb/20/15.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 15Dra nindrai-netina avy tao amigny tanan'izy reo gny olon'Israely ba hialy amigny maramila enina arivo vo ro aly zay fa voafana hialy amigny sabatra. Akoas'izay, dra nisy lelahy fitozato voafily amin'ireo ponin'i Gebea. \v 16Teo amin'ireo maramila aby dra nisy lelahy fito arivo viafily zay kavia. Gny kiraikiraiky tamin'izy reo dra mahavita mitoraky singam-bolo amigny vaton'antsamotady dra sy mive.