txy_jdg_text_udb/20/12.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 12Nandefa lelahy tagny amigny fokon'i Benjamina reo fokon'Israely, nizaka ho: "Ino zao rasy nataondrareo teo amindrareo zao? \v 13Noho izay, ameo anay reo lelahy rasy fagnahy agny Gibea reo, ba hahafahanay mamono hohafaty anereo, dra ba hagnalagnany tanteraky zay rasy zay amin'i Israely.'' Fa i Benjamina dra sy te-hahare gny zakan'ireo rahalahiny, reo olon'i Israely. \v 14Dra nindrai-niboaky gny tana reo olon'i Benjamina ba hivonana hialy amigny olon'Israely.