txy_jdg_text_udb/20/08.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 8Nindray nisanga manahaky gny olo raiky gny vahoaky aby, dra hoy ereo ho: "Sy hisy aminay hagnagny amigny lainy, dra sy hisy aminay hihery ao atragnony! \v 9Fa amizao koa dra izao gny sy maisy ataosika an'i Gibea: Hanafiky anereo araky gny hitarihanigny filoka asika isika.