txy_jdg_text_udb/19/24.txt

1 line
654 B
Plaintext

\v 24Ingo, ato gny zanakapelako virziny vo gny valisindranony. Mamela anahy hinday anereo hiboaky amizao. Haolagno vo atovy amin'ereo ze tiandrareo hatao aminazy. Fa ka manao raha faly manahaky anizay amin'io lelahy io!" \v 25Kanefa sy niteno anereo gny lelahy igny, dra nisamboriny gny lelahy gny valisindranony dra naboakiny teo amin'ereo izy. Nanambosy anazy ereo, nagnola anazy, dra nagnararaosy anazy nandrisy gny hariva, dra nangan'ereo handeha izy raha vo nangiran-drasy gnandro. \v 26Gny fa nangiran-drasy dra avy rapela dra nezera teo am-batrangaranigny tragnonigny lelahy ze nisy gny topony izy, dra nisirara teo izy mandra-pahazavanigny andro.