txy_jdg_text_udb/19/12.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 12Hoy gny topony taminazy ho: "Sy hivily amigny tananigny vahiny ze sy isanigny vahoakin'i Israely isika. Handroso ho agny Gibea isika." 13Gny Levita nizaka tamigny tovolahiny ho: "Ndao, handeha isika ho agny amigny raiky amireo toera hafa, dra handany gny hariva agny Gibea na Rama."