txy_jdg_text_udb/18/24.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 24Hoy izy ho: "Nangalarindrareo reo zagnahary ze namboariko, nalandrareo gny pisoro, dra lasa handrareo. Ino gny sisa tavela ho anahy? Akory gny hahafahandrareo magnotany anahy ho: 'Ino gny mahory anao?"' \v 25Hoy gny vahoakin'i Dana taminazy ho: "Sy tokony hagnenga anay hahare ze zakanao hanao, raha sy zay dra olo ory fatrasy hanafiky anao, dra ho vono hanao vo gny fianakavianao." \v 26Dra nanohy gny lalany reo vahoakin'i Dana. Gny fa hitan'i Mika fa matazaky loasy ho anazy ereo, dra nivily izy dra nihery tagny atragnony.