txy_jdg_text_udb/18/13.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 13Niala tao agnilany amigny tany havoan'i Efraima ereo dra avy tao amigny tragnon'i Mika. \v 14Dra hoy reo lelahy dimy ze nandeha ba hiakody tagny amigny firenen'i Laisy tamireo havany ho: "Fatandrareo ra fa ato amity tragno tahoky dra misy efoda, terafima, sarin-draha voasokisy, dra sarin-draha an'indina? Ko manapaha havesy amizao gny amize hantaondrareo."