txy_jdg_text_udb/16/01.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 1 Nandeha tagny Gaza i Samsona dra nahita mpivaro-tegna tagny, ka niaraky nandry taminazy izy.\v 2 Dra nizakany reo Gazita ho:''Avy teo i Samsona.''Nididin'ireo Gazita gny toera , niamby anazy teo amy fefy gny tana nandrisy gny hariva totolo ereo. Nita gny fahangina nandrisy gny hariva totolo. Nizaka ereo ho:''Angao zahay hiamby mandra-pahazavany andro, dra laha teo angao zahay hamono anazy.''