txy_jdg_text_udb/15/07.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 7Dra Samsona nanao tamin'ereo ho: "Raha izay gny ataondrareo, dra hamaly faty andrareo zaho, dra gny fa vita zay, vo hizano zaho." \v 8Dra nitapahiny tamigny famonoa lahibe, gny valahany vo fen'ereo. Dra nizoso izy dra nony tao agnaty lava-bato tao amigny hasan'i Atama.