txy_jdg_text_udb/15/05.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 5Gny fa nandrehisy gny fanilo izy, dra nagnenga reo amboahaolo handeha egny amigny vary magnirin'ireo Filistina, dra samby noroan'ereo gny vary nivory vo gny nagniry tegny asaka, niaraky tamireo tanim-boaloboky vo reo tanin'Oliva. \v 6Nagnotany reo Filistina ho: "Iza gny nanao anizao?" Nizaka tamin'ereo ho: "Samsona, gny vinato lahinigny Timnita, gny nanao anizao akory nangalaky gny valin'i Samsona gny Timnita dra nagnome anazy ho anigny namany." Dra nandeha reo Filistina dra nagnoro anazy vo gny babany.