txy_jdg_text_udb/11/36.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 36 Hoy izy taminazy ho:''Ry rako, nanao voady tamin'i Yaveh ianao, atovy aminahy gny raha aby napanatenanao, satria fa namaly faty an'ireo fahavalonao, dra reo Amorita i Yaveh.''\v 37 Hoy izy tamin-drany ho:''Ao tano anahy zay fapanatena zay. Angao ho raiky mandrisy gny ro vola zaho, ba hahafahako magnenga ka mandeha magnagny amin'ireo havoa dra hitomagny gny maha-veriziny anahy, zaho vo gny fangoraham-poko.''