txy_jdg_text_udb/11/07.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 7 Hoy Jefta tamin'ireo pitariky an'i Gileada ho:''Sy tia anahy iandrareo dra nanery anahy hangnenga gny tragnon-drako.\v 8 Manao akory andrareo amizao gny magnatio aminahy fa gny ao agnatiny olana?''Hoy reo loholon'i Gileada tamin'i Jefta ho:''zay gny antony hitolianay aminao amizao;andao hiaraky aminay dra hialy amy vahoakin'i Amona, ka ho avy pitariky amin'izay aby mony ao Gileada ianao.