txy_jdg_text_udb/09/48.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 48Nandeha niakasy tagny atendrombohisy Zalmona i Abimeleka, izy vo reo lelahy aby nindray taminazy. Nangalaky famaky i Abimeleka dra nanapaky rasa-kazo. Natobiny teo asorony zay dra nibaiko reo lelahy nindray taminazy izy ho: ''Izay hitandrareo ataoko, malaky dra manova manahaky gny nataoko.'' \v 49Dra nikapa rasa-kazo gny olon'aby dra nagnaraky an'i Abemeleka. Navangongon'izy reo teo amigny rindrin'ny zay, dra noroan'izy reo, kay dra maty avo koa gny olo aby tao amigny tilikambon'i Sekema ,dra lelahy vo vehivavy magnodidy gny arivo zay.