txy_jdg_text_udb/09/41.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 41Nitoboky tagny Amora i Abimeleka. Niteren'i Zebola hiboaky an'i Sekema i Gala vo reo havany. \v 42Gny maraindray dra niboaky ho agny asaha reo vahoakin'i Sekema, dra voatatisy tagny amin'i Abomeleka zay. \v 43Nangalaky reo vahoakiny izy, nizara anazy reo ho atoko telo, dra nagnoma fanafiha tapoky tagny asaka niboako boak'agny atana dra nanafiky izy dra nahafaty anereo.