txy_jdg_text_udb/09/34.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 34 Dra nifoha nandrisy gny hariva i Abimeleka, vo reo lelahy aby ze niaraky taminazy, dra nametraky fanafiha tapoky hanohisy an'i Sekema ereo__nizara ho atoko efasy zay. \v 35Niboaky i Gala zanak'i Ebeda dra nisanga teo amigny fidira teo amigny vavahadinigny tana. Niboaky boak'ao amigny toera fivoniany i Abimeleka vo reo lelahy niaraky taminazy.