txy_jdg_text_udb/09/30.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 30Gny fa nahare gny zakan'i Gala zanak'i Ebeda aby i Zebola, manam-bininahisy gny tana, dra nirehisy gny fahoriany. \v 31Nandefa iraky tagny amin'i Abimeleka izy ba hamitaha, nanao anizahoky ho: "Ingo, Gala zanak'i Ebeda vo reo havany dra ho avy agny Sekema, dra magnenga gny tana hanohisy anao ereo.