txy_jdg_text_udb/09/17.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 17__dra mihevisy fa nialy ho andrareo gny babako, nanao vy levonigny ainy, dra namozy andrareo tamigny tagnan'i Midiana__\v 18fa amizao handrareo dra fa nisanga hanohisy gny akohonan-drako dra namono reo zanadahiny, dra olo fitopolo, teo agnabom-bato raiky zay. Dra nataondrareo pazaka eo amireo pitarik'i Sekema i Abimeleka, zanaky gny panopo apelany, akory havandrareo izy.