txy_jdg_text_udb/09/15.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 15Hoy gny silin-draketa tamireo hazo: 'Raha tena te hagnososy anahy ho pazaka eo amindrareo handrareo, dra avia dra mitaliava ferova eo ambaninigny aloko. Raha sy zay, dra aoky hiboaky boak'ao amigny silon-draketa gny afo dra aoky zay hagnoro gny sederan'i Libanona.' \v 16Amizao dra, raha nanao gny mary vo mahisy handrareo, tamigny nanovandrareo an'i Abimeleka ho pazaka, dra raha nanao gny soa mahakasiky an'i Jerobala vo gny akohonany, dra raha nagnafay anazy araky ze mendriky anazy handrareo__