txy_jdg_text_udb/09/07.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 7Gny fa nizakany gny mikasiky anizay i Jotama, dra nandeha izy dra nisanga teo ataponigny Tendrombohisy Gerizima. Nitokatoka izy dra nizaka tamin'ereo ho: "Tenoy zaho, handrareo pitarik'i Sekema, ba hitenoan'Agnahary andrareo. \v 8Indray andro dra niboaky gny hazo ba hagnososy pazaka raiky ho eo amin'ereo. Akory hoy ereo tamigny hazon'oliva ho: "Mazaka aminay."