txy_jdg_text_udb/07/13.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 13Gny fa avy tao i Gideona, dra nisy lelahy raiky nitatara nofy tamigny namany. Dra hoy ralelahy ho: "Ingo! Nagnonofy zaho, dra nahita mofo hordea boribory nikodiadia tao an-tobin'i Midiana. Dra avy tao an-day zay, sady nigay anazy fatrasy dra fatrasy dra nezera dra nidikosy ambony ambany, dra pisaky." \v 14Dra hoy gny lelahy raiky ho: "Sinosino mihoasy gny sabas'i Gideona zay (zanadahin'i Joasy), gny Israelita. Fa nagnome anazy fandresena teo amireo Midiana, vo gny maramilany aby Zagnahary."